Isaiah 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miampanga azy ny fisehon’ny tarehiny; mampiharihary ny fahotany tahaka an’i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Loza ny manjo azy! Fa mampidi-doza amin’ny tenany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny toetry ny tarehiny no miampanga azy ireo; mampiharihary ny fahotany, tahaka an’i Sôdôma izy, fa tsy miery amin’izany akory. Loza ho an’ireo fa ny tenany no fototry ny fahaverezany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny endrika asehony dia efa miampanga azy; manota an-karihary toy ny mponin’i Sôdôma izy fa tsy mba miafinafina intsony. Indrisy! Anomanany loza ho an’ny tenany izany.
Malagasy Bible 1865
Ny fisehon'ny tarehiny miampanga azy; Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an'i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Lozan'ny fanahiny! Fa mampidi-doza amin'ny tenany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miampanga azy ny fisehon’ny tarehiny; mampiharihary ny fahotany tahaka an’i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Loza ny manjo azy! Fa mampidi-doza amin’ny tenany izy.
malagasy
Ny fisehon'ny tarehiny miampanga azy; Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an'i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Lozan'ny fanahiny! Fa mampidi-doza amin'ny tenany izy.