Isaiah 30:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa miteny amin’ny mpahita izy hoe: Aza mahita! Ary amin’ny mpaminany hoe: Aza maminany zavatra marina aminay, manaova teny malefaka aminay, maminania fitaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo manao amin’ny mpahita hoe: «Aza mahita»; sy amin’ny mpaminany hoe: «Aza maminany ny zava-marina aminay, fa zava-mahafinaritra no lazao aminay; hevi-dravina no vinanio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy izy amin’ireo mpahita hoe: «Aza manam-pahitana ianareo»; ary amin’ireo mpaminany hoe: «Aza maminany zava-marina aminay, fa izay mahafaly anay ihany no lazao. Maminania nofinofy aminay.
Malagasy Bible 1865
Izay manao amin'ny mpahita hoe: Aza mahita, ary amin'ny mpaminany: Aza maminany zavatra marina aminay: Manaova vava malefaka aminay, maminania fitaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa miteny amin’ny mpahita izy hoe: Aza mahita! Ary amin’ny mpaminany hoe: Aza maminany zavatra marina aminay, manaova teny malefaka aminay, maminania fitaka!
malagasy
Izay manao amin'ny mpahita hoe: Aza mahita, ary amin'ny mpaminany: Aza maminany zavatra marina aminay: Manaova vava malefaka aminay, maminania fitaka,