Isaiah 30:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mialà amin’ny lalana, mivilia amin’ny sakeli-dalana, atsaharo tsy ho eo anoloanay intsony ny Iray Masin’ny Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mialà amin’ny lalana, ivilio ny lalana, esory eo imasonay ilay Masin’i Israely!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivilia lalana ianareo ary mialà amin’izay voasoritra; atsaharo ny miteny eo anatrehanay an’ilay Masin’i Israely».
Malagasy Bible 1865
Mialà amin'ny lalana, mivilia amin'ny aleha; Atsaharo ny Iray Masin'ny Isiraely tsy ho eo anoloanay intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mialà amin’ny lalana, mivilia amin’ny sakeli-dalana, atsaharo tsy ho eo anoloanay intsony ny Iray Masin’ny Israely!
malagasy
Mialà amin'ny lalana, mivilia amin'ny aleha; Atsaharo ny Iray Masin'ny Isiraely tsy ho eo anoloanay intsony.