Isaiah 30:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho toy izao ity heloka ity eo aminareo: Tahaka izay mivava efa mila hianjera ka mivohitra amin’ny manda avo, ary ho tampoka dia tampoka no haharavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany, io heloka io ho anareo, dia ho toy ny mivava efa mila hampianjera sy efa mandomba eo amin’ny rindrina avo, izay mirodana tampoka, indray mihelina monja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho toy ny triatra amin’ny manda no haterak’izany heloka izany aminareo: miseho aloha ny mivohitra, ary tampotampoka eo dia mirodana.
Malagasy Bible 1865
Dia ho aminareo ity heloka ity, tahaka izay mivava efa mila hianjera sy izay mibohitra amin'ny manda avo, ka ho tampoka dia tampoka no haharavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho toy izao ity heloka ity eo aminareo: Tahaka izay mivava efa mila hianjera ka mivohitra amin’ny manda avo, ary ho tampoka dia tampoka no haharavany.
malagasy
Dia ho aminareo ity heloka ity, tahaka izay mivava efa mila hianjera sy izay mibohitra amin'ny manda avo, ka ho tampoka dia tampoka no haharavany.