Isaiah 30:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao ry firenena mitoetra ao Ziona any Jerosalema, dia tsy hitomany intsony! Fa hamindra fo aminao tokoa Izy noho ny feon’ny fitarainanao; eny, raha vao reny izany dia hamaly anao Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianao, ry vahoaka monina ao Siôna, ao Jerosalema, tsy hitomany intsony ianao, fa raha vao mitaraina ianao dia hamindrany fo; raha vao mandre anao Izy dia hamaly anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao, ry vahoakan’i Tsiôna izay monina ao Jerosalema, tsy hitomany intsony ianao. Fa hiantra anao tokoa ny Tompo, raha vao mandre ny antsonao; eny, hamaly anao Izy raha vao mandre.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao, ry firenena mitoetra ao Ziona any Jerosalema, dia tsy hitomany intsony; Fa hamindra fo aminao tokoa Izy, raha reny ny fitarainanao; Eny, raha vao reny izany, dia hamaly anao Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao ry firenena mitoetra ao Ziona* any Jerosalema, dia tsy hitomany intsony! Fa hamindra fo aminao tokoa Izy noho ny feon’ny fitarainanao; eny, raha vao reny izany dia hamaly anao Izy.
malagasy
Fa ianao, ry firenena mitoetra ao Ziona any Jerosalema, dia tsy hitomany intsony; Fa hamindra fo aminao tokoa Izy, raha reny ny fitarainanao; Eny, raha vao reny izany, dia hamaly anao Izy.