Isaiah 30:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny omby sy ny boriky tanora izay miasa ny tany dia hihinana vilona voaisy sira izay voatsikerakera amin’ny angady rovi-dela sy ny fikororohana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny omby aman’ampondra miasa ny tany, hihinam-bilom-bary matsiro, voakororòka tamin’ny lapela aman-tsahafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny omby sy boriky miasa tany dia hihinana vilona voaisy sira sady voaparitaka amin’ny farango fikororohana.
Malagasy Bible 1865
Ny omby sy ny boriky tanora, izay miasa ny tany, dia hihinana vilona voaisy sira, izay voatsikerakera amin'ny sahiratsy sy ny fikororohana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny omby sy ny boriky tanora izay miasa ny tany dia hihinana vilona voaisy sira izay voatsikerakera amin’ny angady rovi-dela sy ny fikororohana.
malagasy
Ny omby sy ny boriky tanora, izay miasa ny tany, dia hihinana vilona voaisy sira, izay voatsikerakera amin'ny sahiratsy sy ny fikororohana.