Isaiah 30:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fofonainy tahaka ny riaka dia manafotra hatreny am-bozona; hanivana ny firenena amin’ny sivana fandevonana Izy; ho lamboridy mampivily eo amin’ny valanoranon’ny olona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny riaka manafotra ny fofon’ainy; manafotra havozona, hanasivanany ny firenena amin’ny sivana fandravana, sy hanisiany lamboridy mampivily lalana eo amin’ny valanoranon’ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny rano tondraka ny fofonainy ka manafotra hatreny an-bozona. Tonga ny TOMPO hanivana ny firenena amin’ny sivana fandravana, ary koa hanisy lamboridy amin’ny valanoranon’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fofonainy tahaka ny riaka manafotra havozona, hanasivana ny firenena amin'ny sivana fandevonana, ary hisy lamboridy mampivily eo amin'ny valanoranon'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fofonainy tahaka ny riaka dia manafotra hatreny am-bozona; hanivana ny firenena amin’ny sivana fandevonana Izy; ho lamboridy mampivily eo amin’ny valanoranon’ny olona izany.
malagasy
Ary ny fofonainy tahaka ny riaka manafotra havozona, hanasivana ny firenena amin'ny sivana fandevonana, ary hisy lamboridy mampivily eo amin'ny valanoranon'ny olona.