Isaiah 30:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo ho tonga henatra ho anareo ny fiarovana mafin’ny farao, ary ho fanalam-baraka anareo ny fialokalofanareo ao amin’ny alokalok’i Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hody henatra ho anareo, ny fiarovan’i Faraôna; ary ho fanalam-baraka ho anareo, ny fialokalofana eo amin’ny alokalok’i Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hivadika ho henatra ho anareo izany fiarovan’ny Farao izany, ary ho fahafaham-baràkanareo ny fialofana eo ambany alok’i Ejipta,
Malagasy Bible 1865
Kanjo ho tonga henatra ho azy ny fiarovana mafin'i Farao, ary ho fanalam-baraka azy ny fialokalofany ao amin'ny alokalok'i Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo ho tonga henatra ho anareo ny fiarovana mafin’ny farao, ary ho fanalam-baraka anareo ny fialokalofanareo ao amin’ny alokalok’i Ejipta.
malagasy
Kanjo ho tonga henatra ho azy ny fiarovana mafin'i Farao, ary ho fanalam-baraka azy ny fialokalofany ao amin'ny alokalok'i Egypta.[Heb. anareo]