Isaiah 30:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa noho ny feon’NY TOMPO dia ho raiki-tahotra ny Asiriana. Hokapohiny amin’ny tsorakazo ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hangovitra i Asora amin’ny feon’i Iaveh; hikapoka amin’ny tsora-kazony Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho raiki-tahotra ny Asirianina, rehefa handre ny feon’ny TOMPO sady hokapohiny amin’ny tsorakazo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny feon'i Jehovah dia haharaiki-tahotra ny Asyriana; Hasiany amin'ny tsorakazo ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa noho ny feon’NY TOMPO dia ho raiki-tahotra ny Asiriana. Hokapohiny amin’ny tsorakazo ireo.
malagasy
Fa ny feon'i Jehovah dia haharaiki-tahotra ny Asyriana; Hasiany amin'ny tsorakazo ireo.