Isaiah 30:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga any Zoana ireo lehibeny, ary tonga any Hanesa ny irany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa mby any Tanisa sahady ireo mpanapaka an’i Jodà; ary efa tafahoatra hatrany Hanesa ny irany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na dia efa any Tsôhàna aza ny lehibenareo ary tonga hatrany Hanesy ny masoivohonareo.
Malagasy Bible 1865
Fa tonga any Zoana ireo lehibeny, ary tonga any Hanesa ny irany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga any Zoana ireo lehibeny, ary tonga any Hanesa ny irany.
malagasy
Fa tonga any Zoana ireo lehibeny, ary tonga any Hanesa ny irany.