Isaiah 30:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy rehetra dia samy hahazo henatra noho ny amin’ny firenena tsy mahasoa azy, izay tsy manampy na mahasoa, fa mahatonga henatra sy latsa ho azy kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangaihay avokoa izy noho izany firenena izany tsy hahefa na inona na inona aminy, tsy hahazoany vonjy na fanampiana fa henatra sy fahafaham-baraka foana ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy rehetra samy ho diso fanantenana amin’io firenena izay tsy hahasoa azy io, firenena tsy hahavonjy na hahasoa azy akory, fa handiso fanantenana sy hitondra latsa aza.
Malagasy Bible 1865
Izy rehetra dia samy hahazo henatra noho ny amin'ny firenena tsy mahasoa azy, dia izay tsy mahavonjy na mahasoa, fa tonga henatra sy latsa kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy rehetra dia samy hahazo henatra noho ny amin’ny firenena tsy mahasoa azy, izay tsy manampy na mahasoa, fa mahatonga henatra sy latsa ho azy kosa.
malagasy
Izy rehetra dia samy hahazo henatra noho ny amin'ny firenena tsy mahasoa azy, dia izay tsy mahavonjy na mahasoa, fa tonga henatra sy latsa kosa.