Isaiah 30:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zava-poana sy tsinontsinona mantsy ny famonjen’ny Ejiptiana; koa izany no niantsoako azy hoe: Rahaba tsy mahefa na inona na inona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho zava-poana sy tsinontsinona ny vonjin’i Ejipta; izany no iantsoako azy hoe: Ilay be rehaka mipetra-poana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinontsinona sy zava-poana ny famonjen’i Ejipta; koa izany no iantsoako azy hoe: «Ilay be rehaka tsy mahavita na inona na inona».
Malagasy Bible 1865
Nefa zava-poana sy tsinontsinona ny famonjen'ny Egyptiana; Koa izany no nanaovako azy hoe: Ilay be rehaka tsy mety manao na inona na inona!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zava-poana sy tsinontsinona mantsy ny famonjen’ny Ejiptiana; koa izany no niantsoako azy hoe: Rahaba tsy mahefa na inona na inona!
malagasy
Nefa zava-poana sy tsinontsinona ny famonjen'ny Egyptiana; Koa izany no nanaovako azy hoe: Ilay be rehaka tsy mety manao na inona na inona! [Na: Rehareha foana ireny, ka aoka izay!]