Isaiah 30:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avia ankehitriny, soraty izany, soraty amin’ny fafana eo anatrehany ary soraty amin’ny boky, mba haharitra amin’ny andro ho avy, ho vavolombelona mandrakizay doria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny mandehana soraty eo anatrehany amin’ny fàfana izany, ary ataovy an-tsoratra ao anatin’ny boky, hany ka amin’ny andro ho avy dia ho vavolombelona mandrakizay izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny Tompo tamin’i Isaià: «Ankehitriny, ndeha soraty amin’ny fafana izany eo anatrehan’ny mponin’i Jerosalema, ka ataovy raki-tsoratra ho vavolombelona haharitra hatrany amin’ny andro ho avy.
Malagasy Bible 1865
Mandehana ankehitriny soraty amin'ny fàfana eo anatrehany izany, ary soraty amin'ny taratasy mba haharitra amin'ny andro any aoriana mandrakizay doria izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avia ankehitriny, soraty izany, soraty amin’ny fafana eo anatrehany ary soraty amin’ny boky, mba haharitra amin’ny andro ho avy, ho vavolombelona mandrakizay doria.
malagasy
Mandehana ankehitriny soraty amin'ny fàfana eo anatrehany izany, ary soraty amin'ny taratasy mba haharitra amin'ny andro any aoriana mandrakizay doria izany.