Isaiah 30:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa firenena maditra izy, zanaka mpamadika, zanaka tsy mety mihaino ny lalànan’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izy dia firenem-pikomiana zanaka miodina, zanaka mandà, tsy mihaino ny lalàn’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa vahoaka maditra izy ireo, zanaka mandainga, tsy mety mihaino ny fampianaran’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa firenena maditra izy, zaza mandainga, dia zaza izay tsy mety mihaino ny lalàn'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa firenena maditra izy, zanaka mpamadika, zanaka tsy mety mihaino ny lalànan’NY TOMPO,
malagasy
Fa firenena maditra izy, zaza mandainga, dia zaza izay tsy mety mihaino ny lalàn'i Jehovah,