Isaiah 31:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy anefa dia hendry ka mahatonga loza; tsy mba tsoahiny ny teniny; fa mitsangana Izy hamely ny mpianakavin’ny mpanao ratsy sy izay manampy ny mpanao heloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy anefa dia hendry; mahatonga loza, tsy mitsoa-teny, hitsangan-kamely ny ankohonan’ny ratsy fanahy, ary handà ny fanampiana avy amin’izay manao ny tsy marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy koa anefa mahay zavatra, afaka mahatonga loza ary tsy mitsoaka amin’izay nolazainy. Eny, ny TOMPO efa nitsangan-kamely ny antokon’ny olon-dratsy ary koa ireo mpanao heloka izay fitadiavam-pamonjena.
Malagasy Bible 1865
Nefa Izy koa dia hendry ka mahatonga loza, ary tsy tsoahany ny teniny; Fa mitsangana Izy hamely ny mpianakavin'ny mpanao ratsy sy izay manampy ny mpanao meloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy anefa dia hendry ka mahatonga loza; tsy mba tsoahiny ny teniny; fa mitsangana Izy hamely ny mpianakavin’ny mpanao ratsy sy izay manampy ny mpanao heloka.
malagasy
Nefa Izy koa dia hendry ka mahatonga loza, ary tsy tsoahany ny teniny; Fa mitsangana Izy hamely ny mpianakavin'ny mpanao ratsy sy izay manampy ny mpanao meloka.