Isaiah 31:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny fandrakofan’ny vorona amin’ny elany no hiarovan’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, an’i Jerosalema; sady hiaro Izy no hamonjy; eny, sady hiantra no hanafaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny vorona mamelatra elatra hanomba ny zanany, no hiarovan’i Iavehn’ny tafika an’i Jerosalema; hiaro Izy sy hamonjy, ary handalo sy hanafaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny vorona mamelatra ny elany no hamelaran’ny TOMPOn’izao rehetra izao ny fiarovany amin’i Jerosalema; ka sady hiaro no hanafaka azy ny Tompo, eny, sady hitsimbina no hamonjy azy.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny vorona manomba no hiarovan'i Jehovah, tompon'ny maro, an'i Jerosalema, fa sady hiaro no hamonjy Izy, eny, sady hiantra no hanafaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny fandrakofan’ny vorona amin’ny elany no hiarovan’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, an’i Jerosalema; sady hiaro Izy no hamonjy; eny, sady hiantra no hanafaka.
malagasy
Tahaka ny vorona manomba no hiarovan'i Jehovah, tompon'ny maro, an'i Jerosalema, fa sady hiaro no hamonjy Izy, eny, sady hiantra no hanafaka. [Heb. handalo; izahao Eks. xii.13]