Isaiah 31:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa miverena ho amin’Izay efa nikomianareo fatratra ry Zanak’Israely ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa miverena re amin’Ilay efa nihatahanareo fatratra, ry zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Israelita ô, miverena amin’Ilay efa niodinanareo lavitra.
Malagasy Bible 1865
Koa miverena ho amin'izay efa niodinanareo fatratra, ry zanak'Isiraely ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa miverena ho amin’Izay efa nikomianareo fatratra ry Zanak’Israely ô!
malagasy
Koa miverena ho amin'izay efa niodinanareo fatratra, ry zanak'Isiraely ô.