Isaiah 31:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izany andro izany dia harian’ny olona rehetra ny andriamanitra volafotsiny sy ny andriamanitra volamenany, izay fahotana nataon’ny tananareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’izany andro izany ny olona, samy hanary ny sampy volafotsy aman-tsampy volamena avy izay nataon’ny tananareo hanotàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia samy hanary ny sampy volafotsy sy volamena ianareo tsirairay avy, dia ireo sampy namboarin’ny tananareo feno heloka.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izany andro izany dia harian'ny olona rehetra ny andriamani-bolafotsiny sy ny andriamani-bolamenany, izay fahotana nataon'ny tananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izany andro izany dia harian’ny olona rehetra ny andriamanitra volafotsiny sy ny andriamanitra volamenany, izay fahotana nataon’ny tananareo.
malagasy
Fa amin'izany andro izany dia harian'ny olona rehetra ny andriamani-bolafotsiny sy ny andriamani-bolamenany, izay fahotana nataon'ny tananareo. [Heb. andriamani-tsi-izy]