Isaiah 31:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handositra noho ny tahotra ny mpanjakany ary hivadi-po eo anoloan’ny faneva ny mpanapaka eo aminy, hoy NY TOMPO, izay manana afo ao Ziona sy fatana fandoroana ao Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vatolampy handositra aman-tahotra; ary ny andriandahiny mangovitra handao ny faneva, - teny ton’i Iaveh - izay manana ny afony ao Siôna, sy ny fatam-pandoroany ao Jerosalema.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanjakany handositra noho ny tahotra, ary ny manamboninahiny ho kivy ka hitsoaka hamela ny fanevany. Izany no teny hentitry ny TOMPO izay manana ny fatana fandoroany ao Tsiôna sy ny lafaorony miredareda ao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakany ho lasa noho ny fahatahorana, Ary mpanapaka azy hivadi-po noho ny faneva, hoy Jehovah, Izay manana ny afony ao Ziona sy ny fatany fandoroana ao Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handositra noho ny tahotra ny mpanjakany ary hivadi-po eo anoloan’ny faneva ny mpanapaka eo aminy, hoy NY TOMPO, izay manana afo ao Ziona* sy fatana fandoroana ao Jerosalema.
malagasy
Ary ny mpanjakany ho lasa noho ny fahatahorana, Ary mpanapaka azy hivadi-po noho ny faneva, hoy Jehovah, Izay manana ny afony ao Ziona sy ny fatany fandoroana ao Jerosalema. [Na: harambatony]