Isaiah 32:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, araka ny fahamarinana no hanjakan’ny mpanjaka, ary araka ny rariny no hitondran’ny manampahefana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro misy mpanjaka hanjaka araka ny rariny; ary ny mpifehy hitondra araka ny hitsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro hisy mpanjaka iray hanjaka araka ny rariny; ary ny mpanapaka hanapaka araka ny hitsiny.
Malagasy Bible 1865
Indro, fa araka ny fahamarinana no hanjakan'ny mpanjaka, ary ny lehibe hanaraka araka ny rariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, araka ny fahamarinana no hanjakan’ny mpanjaka, ary araka ny rariny no hitondran’ny manampahefana.
malagasy
Indro, fa araka ny fahamarinana no hanjakan'ny mpanjaka, ary ny lehibe hanaraka araka ny rariny.