Isaiah 32:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangovita, ianareo vehivavy tsy manana ahiahy! Mangorohoroa, ianareo matokitoky foana! Endaho ny akanjonareo ka mitanjaha ary misikìna lamba fisaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manàna vadi-po, ry kala mitsilamodamoka! mangovita, ry kala tsy manahy. Esory ny fitafianareo sarobidy, mialà akanjo, misikìna lasàka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangovita ianareo mitoredretra matahora ianareo tsy rototra. Esory avokoa ny fitafianareo, ka lamba fisaonana no isikino.
Malagasy Bible 1865
Mangovita, ry vehivavy miadana, mangorohoroa, ry vehivavy matokitoky foana; Endaho ny akanjonao, ka mitanjaha, ary misikìna lamba fisaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangovita, ianareo vehivavy tsy manana ahiahy! Mangorohoroa, ianareo matokitoky foana! Endaho ny akanjonareo ka mitanjaha ary misikìna lamba fisaonana.
malagasy
Mangovita, ry vehivavy miadana, mangorohoroa, ry vehivavy matokitoky foana; Endaho ny akanjonao, ka mitanjaha, ary misikìna lamba fisaonana.