Isaiah 32:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miteha-tratra izy fa malahelo ny saha mahafinaritra sy ny voaloboka vokatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Migogogogo ny olona mandondon-tratra ny amin’ny saha mahafinaritra, ny amin’ny tanimboaloboka mahavokatra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka handondon-tratra ianareo; malahelova amin’ny saha mahafinaritra sy amin’ny voaloboka mahavokatra;
Malagasy Bible 1865
Miteha-tratra izy, fa malahelo ny saha nahafinaritra sy ny voaloboka vokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miteha-tratra izy fa malahelo ny saha mahafinaritra sy ny voaloboka vokatra.
malagasy
Miteha-tratra izy, fa malahelo ny saha nahafinaritra sy ny voaloboka vokatra.