Isaiah 32:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho rakotry ny tsilo sy ny anjavidy ny tanin’ny oloko; eny, hatrany amin’ny trano filalaovana rehetra any amin’ny tanàna miravoravo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo amin’ny tanin’ny vahoakako, tsilo sy hery no maniry, na dia eo ambonin’ny trano firavoravoana rehetra aza ao amin’ny tanàna ravoravo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
malahelova amin’ny tanin’ny vahoakako izay rakotry ny kirihitra tsilo; eny, malahelova tokoa ianareo; ny amin’ny korana fanao isan-trano eto amin’ity tanàna revon-danonana ity.
Malagasy Bible 1865
Ho rakotry ny tsilo sy ny hery ny tanin'ny oloko, eny, na dia ny ao amin'ny trano mahafaly rehetra ao an-tanàna ravoravo aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho rakotry ny tsilo sy ny anjavidy ny tanin’ny oloko; eny, hatrany amin’ny trano filalaovana rehetra any amin’ny tanàna miravoravo.
malagasy
Ho rakotry ny tsilo sy ny hery ny tanin'ny oloko, eny, na dia ny ao amin'ny trano mahafaly rehetra ao an-tanàna ravoravo aza;