Isaiah 32:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pandrotsaka ny Fanahy ho amintsika avy amin’ny avo ka ny tany efitra dia ho tonga saha mahavokatra, ary ny saha mahavokatra dia hoheverina ho ala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandra-pampidina ho ao amintsika, ny Fanahy avy any ambony, ka ny efitra ho tonga saha misy hazo mamoa, ary ny sahan-kazo mamoa hatao ala:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro any, dia hatosaka ny Fanahy avy amin’ny Tompo ao ambony; ka hanjary saha mahavokatra ny taniefitra ary ny saha mahavokatra hanana ny lanjan’ny ala.
Malagasy Bible 1865
Mandra-pandatsaka ny fanahy avy amin'ny avo ho amintsika, ka ny efitra ho tonga saha mahavokatra, ary ny saha mahavokatra hoheverina ho ala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pandrotsaka ny Fanahy ho amintsika avy amin’ny avo ka ny tany efitra dia ho tonga saha mahavokatra, ary ny saha mahavokatra dia hoheverina ho ala.
malagasy
Mandra-pandatsaka ny fanahy avy amin'ny avo ho amintsika, ka ny efitra ho tonga saha mahavokatra, ary ny saha mahavokatra hoheverina ho ala.