Isaiah 32:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitoetra any an-tany efitra ny rariny ary honina ao amin’ny saha mahavokatra ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany, ny hitsiny hitoetra any an’efitra; ny rariny hiorim-ponenana ao amin’ny sahan-kazo mamoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Honina any amin’ny taniefitra ny rariny ary hanjaka ao amin’ny saha mahavokatra ny hitsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary hitoetra any an-efitra ny rariny, Ary ny fahamarinana honina ao amin'ny saha mahavokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitoetra any an-tany efitra ny rariny ary honina ao amin’ny saha mahavokatra ny fahamarinana.
malagasy
Ary hitoetra any an-efitra ny rariny, Ary ny fahamarinana honina ao amin'ny saha mahavokatra.