Isaiah 32:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitoetra ao amin’ny fonenana mandry fehizay ny oloko, ao amin’ny toerana mahatoky sy ao amin’ny fialan-tsasatra milamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahoakako honina eo amin’ny toeram-piadanana, eo amin’ny trano fonenana mahatoky, eo amin’ny trano fipetrahana mandry feizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoakako hitoetra ao amin’ny faritra miadana, ao amin’ny fonenana misy fandriampahalemana sy ao amin’ny fialan-tsasatra feno fitoniana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny oloko hitoetra ao amin'ny fonenana mandry fahizay sy ao amin'ny fitoerana mahatoky ary ao amin'ny fialan-tsasatra feno fiadanam-po;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitoetra ao amin’ny fonenana mandry fehizay ny oloko, ao amin’ny toerana mahatoky sy ao amin’ny fialan-tsasatra milamina.
malagasy
Ary ny oloko hitoetra ao amin'ny fonenana mandry fahizay sy ao amin'ny fitoerana mahatoky ary ao amin'ny fialan-tsasatra feno fiadanam-po;