Isaiah 32:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ho ripaka amin’ny filatsahan’ny havandra ny ala, ary hadaboka ambany dia ambany ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa ny ala, haripaky ny havandra; ary ny tanàna, haetry ambany dia ambany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay kosa ho ripaka ny ala noho ny havandra ary harodana hilamaka tokoa ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Nefa hilatsaka ny havandra, rehefa aripaka ny ala, ary halamaka dia halamaka ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ho ripaka amin’ny filatsahan’ny havandra ny ala, ary hadaboka ambany dia ambany ny tanàna.
malagasy
Nefa hilatsaka ny havandra, rehefa aripaka ny ala, ary halamaka dia halamaka ny tanàna.Sambatra izay mamafy eny amoron'ny rano rehetra sady mampiriaria ny omby sy ny boriky.