Isaiah 32:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ianareo izay mamafy eny amoron’ny rano rehetra sady mampiriaria ny omby sy ny boriky!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ianareo mamafy eny rehetra eny anilan’ny rano, sy mamela ny tongotry ny omby aman’ampondra, hiriaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ho sambatra ianareo afaka mamafy eny amoron-drano na aiza na aiza sady mamela ny omby sy ny boriky hiriaria!
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay mamafy eny amoron'ny rano rehetra sady mampiriaria ny omby sy ny boriky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ianareo izay mamafy eny amoron’ny rano rehetra sady mampiriaria ny omby sy ny boriky!
malagasy
Sambatra izay mamafy eny amoron'ny rano rehetra sady mampiriaria ny omby sy ny boriky.