Isaiah 32:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hikimpy ny mason’izay mahita ary hihaino ny sofin’izay mandre.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mason’ny mahiratra tsy hohajambaina intsony, ny sofin’ny malady, hihaino tsara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hikimpy intsony ny mason’ny mahiratra ary hihaino tsara ny sofin’ny mandre.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hikimpy ny mason'izay mahita, ary ny sofin'izay mandre dia hihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hikimpy ny mason’izay mahita ary hihaino ny sofin’izay mandre.
malagasy
Ary tsy hikimpy ny mason'izay mahita, ary ny sofin'izay mandre dia hihaino.