Isaiah 32:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahazo fahalalana ny fon’izay maimaika ary ny lelan’izay mikodedidedy dia hahay miteny haingana sy mazava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fon’ny maivan-doha, halaky mahazo an-tsaina; ny lelan’ny mikodedidedika, hahay miteny mazava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona dodona dia handinika mba hahalala; ary ireo bada lela dia hiteny mazava sy mailamailaka.
Malagasy Bible 1865
Ny fon'izay maimaika hahazo fahalalana, ary ny lelan'izay mikodedidedy hahay miteny mahitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahazo fahalalana ny fon’izay maimaika ary ny lelan’izay mikodedidedy dia hahay miteny haingana sy mazava.
malagasy
Ny fon'izay maimaika hahazo fahalalana, ary ny lelan'izay mikodedidedy hahay miteny mahitsy.