Isaiah 32:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny adala dia tsy hantsoina intsony hoe andriana ary ny mpanambaka dia tsy holazaina hoe mahafoy be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny adala tsy mba antsoina hoe andriana intsony; ary ny mpihatsaravelatsihy, tsy ho lazaina hoe mahery mahery intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny adala tsy hatao intsony hoe olona manan-toe-tsaina ambony; ary ny fangoloka tsy holazaina hoe olona malala-tanana.
Malagasy Bible 1865
Ny adala tsy holazaina intsony hoe mitoetr'andriana, ary ny mpifetsy tsy holazaina hoe mahafoy be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny adala dia tsy hantsoina intsony hoe andriana ary ny mpanambaka dia tsy holazaina hoe mahafoy be.
malagasy
Ny adala tsy holazaina intsony hoe mitoetr'andriana, ary ny mpifetsy tsy holazaina hoe mahafoy be. [Heb. mpanankarena]