Isaiah 32:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olo-mihaja kosa dia manana fikasana araka izay mahamendrika olo-mihaja ary izay mahamendrika olo-mihaja no ifikirany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny andriana manan-kevitra mendrika andriana, sy hitsangan-kanao asa mendrika andriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olona manan-toe-tsaina ambony no afaka hihevitra tanjona ambony sady tsy hirotsaka an-tsehatra afa-tsy ho an’ny tanjona ambony.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mitoetr'andriana kosa dia mamoron-tsaina araka izay mahamendrika andriana, ary izay mahamendrika andriana no ifikirany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olo-mihaja kosa dia manana fikasana araka izay mahamendrika olo-mihaja ary izay mahamendrika olo-mihaja no ifikirany.
malagasy
Fa ny mitoetr'andriana kosa dia mamoron-tsaina araka izay mahamendrika andriana, ary izay mahamendrika andriana no ifikirany.