Isaiah 32:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, ry vehivavy tsy manana ahiahy, ka henoy ny feoko! Ry zazavavy matokitoky foana, mihainoa ny teniko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry vehivavy tsy manahy, mitsangàna, mihainoa ny feoko! Ry zazavavy tsy manahy, mampandria sofina amin’ny teniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry andriambavilanitra mitoredretra, mitsangàna hihaino ahy, ry tovovavy tsy rototra, tandremo izay hambarako!
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, ry vehivavy miadana, ka mandrenesa ny feoko; Ry zazavavy matokitoky foana, mihainoa ny teniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, ry vehivavy tsy manana ahiahy, ka henoy ny feoko! Ry zazavavy matokitoky foana, mihainoa ny teniko!
malagasy
[Anatra mafy tamin'ny vehivavy tao Jerosalema] Mitsangàna, ry vehivavy miadana, ka mandrenesa ny feoko; Ry zazavavy matokitoky foana, mihainoa ny teniko.