Isaiah 33:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiki-tahotra ny mpanota ao Ziona; horohoro no nahazo ny ratsy fanahy: Iza amintsika no hahatoetra ao amin’ny afo mandevona? Iza amintsika moa no hahatoetra ao amin’ny lelafo tsy mety maty?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangovitra ny mpanota ao Siôna, ary raiki-tahotra ny mankahala fihavanana, nanao hoe; «Iza amintsika no hahatoetra ao anaty afo mandevona? iza amintsika no hahatoetra ao anaty lelafo mandrakizay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiki-tahotra ny mpanota ao Tsiôna, mangovitra ireo mpihatsaravelatsihy: «Iza amintsika, hoy izy, no hahajanona eo anilan’izao afo mandevona izao? Iza amintsika no hahatanty an’izao afo tsy misy farany izao?»
Malagasy Bible 1865
Raiki-tahotra ny mpanota ao Ziona; Horohoro no nahazo ny mpihatsaravela-tsihy. Iza amintsika no hahatoetra amin'ny afo mandevona? Iza amintsika moa no hahatoetra amin'ny lelafo mandrakizay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiki-tahotra ny mpanota ao Ziona*; horohoro no nahazo ny ratsy fanahy: Iza amintsika no hahatoetra ao amin’ny afo mandevona? Iza amintsika moa no hahatoetra ao amin’ny lelafo tsy mety maty?
malagasy
Raiki-tahotra ny mpanota ao Ziona; Horohoro no nahazo ny mpihatsaravela-tsihy. Iza amintsika no hahatoetra amin'ny afo mandevona? Iza amintsika moa no hahatoetra amin'ny lelafo mandrakizay? [Na: ratsy fanahy]