Isaiah 33:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manerinerina NY TOMPO satria mitoetra any amin’ny avo Izy; nofenoiny rariny sy fahamarinana i Ziona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manerinerina i Iaveh fa mitoetra any ambony Izy; fenoiny rariny amam-pahamarinana i Siôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manerinerina tokoa ny TOMPO, satria mitoetra any ambony any Izy. Nofenoiny rariny sy hitsiny ao Tsiôna.
Malagasy Bible 1865
Manerinarina Jehovah, fa mitoetra any amin'ny avo Izy; Nofenoiny rariny sy fahamarinana Ziona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manerinerina NY TOMPO satria mitoetra any amin’ny avo Izy; nofenoiny rariny sy fahamarinana i Ziona*.
malagasy
Manerinarina Jehovah, fa mitoetra any amin'ny avo Izy; Nofenoiny rariny sy fahamarinana Ziona.