Isaiah 34:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hovonoina izany na alina na andro, ary hisavoana tsy mitsahatra ny setrony; ho tany karankaina hatramin’ny taranaka fara aman-dimby izy, tsy hisy handeha hamakivaky azy intsony mandrakizay mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny firehiny tsy hovonoina na andro na alina, ary ny setrony, hisavoana mandrakizay. Ho foana amin’ny taona mifandimby izy io, tsy hisy olona handeha hamaky azy mandrakizay doria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy ho faty na andro na alina izany, ary hiakatra tsy an-kijanona ny setroka; hijanona ho tany hay hatrany hatrany i Edôma ary tsy hisy handalo eo intsony mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Na alina na andro dia tsy hovonoina izany, ary ny setrony hisavoana mandrakizay; Hatramin'ny taranaka fara mandimby dia ho tany karankaina izy, tsy hisy handeha hamaky azy intsony mandrakizay mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hovonoina izany na alina na andro, ary hisavoana tsy mitsahatra ny setrony; ho tany karankaina hatramin’ny taranaka fara aman-dimby izy, tsy hisy handeha hamakivaky azy intsony mandrakizay mandrakizay.
malagasy