Isaiah 34:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy ho ao intsony ny lehibe hanendry izay ho mpanjaka, fa ho fongana ny mpanapaka rehetra ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy intsony ny lehibe hanangana mpanjaka; ary hofoanana avokoa ny mpanapaka ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisy andriana intsony hifidy mpanjaka sady ho foana avokoa ny filohany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehibe dia tsy hisy ao intsony hifidy izay hanjaka, fa ho fongana ny mpanapaka rehetra ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy ho ao intsony ny lehibe hanendry izay ho mpanjaka, fa ho fongana ny mpanapaka rehetra ao aminy.
malagasy
Ary ny lehibe dia tsy hisy ao intsony hifidy izay hanjaka, fa ho fongana ny mpanapaka rehetra ao aminy. [Heb. hiantso ny fanjakana]