Isaiah 34:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tadiavo ny bokin’NY TOMPO ka vakio! Tsy misy tsy ao ireo na dia iray akory aza; tsy misy na dia iray akory aza hitady ny namany; fa ny vavan’NY TOMPO no nandidy izany, ary ny Fanahiny ihany no nanangona azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izahao ao amin’ny bokin’i Iaveh ka vakio: Tsy misy tsy ao ireo na dia iray aza, na ity na itsy tsy misy tsy tonga ao. Fa ny vavan’i Iaveh no efa nandidy izany, ary ny fofon’ainy no nanangona azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mitady ao amin’ny bokin’ny TOMPO ianareo, dia ho afaka hamaky izao teny izao: Tsy misy tsy ao ireo biby ireo na iray aza, ary tsy misy sahirana mitady ny andiany satria ny baikon’ny Tompo no nandidy izany ary ny Fanahiny no nanangona azy.
Malagasy Bible 1865
Izahao ao amin'ny bokin'i Jehovah, ka vakio; Tsy misy tsy ao ireo na dia iray akory aza. Tsy misy na dia iray akory aza hitady ny namany; Fa ny vavan'i Jehovah no nandidy izany, ary ny fanahiny ihany no nanangona azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tadiavo ny bokin’NY TOMPO ka vakio! Tsy misy tsy ao ireo na dia iray akory aza; tsy misy na dia iray akory aza hitady ny namany; fa ny vavan’NY TOMPO no nandidy izany, ary ny Fanahiny ihany no nanangona azy.
malagasy
Izahao ao amin'ny bokin'i Jehovah, ka vakio; Tsy misy tsy ao ireo na dia iray akory aza. Tsy misy na dia iray akory aza hitady ny namany; Fa ny vavan'i Jehovah no nandidy izany, ary ny fanahiny ihany no nanangona azy.[Heb. vavako]Ary Izy no efa tinendry anjara ho an'ireo ary ny tànany no efa nizara izany ho an'ireo tamin'ny famolaina; Handova izany mandrakizay ireo ary hitoetra ao hatramin'ny taranaka fara-mandimby.