Isaiah 34:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voavono amin’ireo dia hariana ka hamofona ny hamaimbon’ny fatiny, ary hiempo ny tendrombohitra azon’ny rany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maty amin’izy ireo hariana, ny fatiny hitera-pofona maimbo, ary hiempo azon’ny rany ny tendrombohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay voavono dia hariam-potsiny ka hamofona maimbo ny fatiny; ary handriaka ra ny tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Ary izay voavono amin'ireo dia hariana, ka hamofona ny hamaimbon'ny fatiny, ary ny tendrombohitra hiempo azon'ny ràny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voavono amin’ireo dia hariana ka hamofona ny hamaimbon’ny fatiny, ary hiempo ny tendrombohitra azon’ny rany.
malagasy
Ary izay voavono amin'ireo dia hariana, ka hamofona ny hamaimbon'ny fatiny, ary ny tendrombohitra hiempo azon'ny ràny.