Isaiah 34:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaraka aripaka aminy ny ombimanga mbamin’ny vantotra omby sy ny ombilahy ka vonton-dra ny taniny ary mihoso-menaka ny vovo-taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miaraka aripaka amin’izany koa ny ombimanga, sy ny omby miaraka amin’ny ombalahy. Vonto ra ny taniny, mandriaka ny menaka ao amin’ny vovok’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voaripaka miaraka amin’ireo koa ny ombimanga mbamin’ny vantotr’omby sy ny ombilahy ka vonton-dra ny tanin’ny Edômita ary mihosi-menaka ny vovo-taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ombimanga miaraka aripaka aminy mbamin'ny vantotr'omby sy ny ombilahy, ka dia vonton-drà ny taniny, ary mihosi-menaka ny vovo-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaraka aripaka aminy ny ombimanga mbamin’ny vantotra omby sy ny ombilahy ka vonton-dra ny taniny ary mihoso-menaka ny vovo-taniny.
malagasy
Ary ny ombimanga miaraka aripaka aminy mbamin'ny vantotr'omby sy ny ombilahy, ka dia vonton-drà ny taniny, ary mihosi-menaka ny vovo-taniny.