Isaiah 34:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa andro famalian’NY TOMPO izany, taona famaliana hiadiana ho an’i Ziona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa andro famalian’i Iaveh izany, ary taona famaliana ny nataony tamin’i Siôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, andron’ny valifaty izany ho an’ny TOMPO sady taona famaliana ho an’Ilay mpiaro an’i Tsiôna.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah manana andro famaliana, dia taona famaliana hiadiana ho an'i Ziona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa andro famalian’NY TOMPO izany, taona famaliana hiadiana ho an’i Ziona*.
malagasy
Fa Jehovah manana andro famaliana, dia taona famaliana hiadiana ho an'i Ziona.