Isaiah 34:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hovana ho tonga dity ny renirano any Edoma, ary ho solifara ny vovo-taniny; ho toy ny dity mirehitra ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanjary dity ny reniranony, ho solifara ny vovo-taniny, ary ho tonga dity mahamay ny taniny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanjary toy ny dity ny ranon-driakan’i Edôma, hiova ho solifara ny vovo-taniny. Hanjary sahan-dity mirehitra io tany io;
Malagasy Bible 1865
Ary hovana ho tonga dity ny renirano any Edoma, ary ho solifara ny vovo-taniny, ary ny taniny ho dity mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hovana ho tonga dity ny renirano any Edoma, ary ho solifara ny vovo-taniny; ho toy ny dity mirehitra ny taniny.
malagasy
Ary hovana ho tonga dity ny renirano any Edoma, ary ho solifara ny vovo-taniny, ary ny taniny ho dity mirehitra.