Isaiah 35:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ravoravo ny tany efitra sy ny tany karankaina, mibitaka ny tany ngazana sady mamony tahaka ny lisy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifaly ny efitra sy ny tany karankaina, hiravoravo ny tany lemaka lava volo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hiravoravo ny taniefitra sy ny tany karankaina! Aoka hifaly ny tany ngazana ka hamony voninkazo meva toy ny lisy.
Malagasy Bible 1865
Ravoravo ny efitra sy ny tany karankaina, ary ny tani-hay mifaly sy mamony tahaka ny lilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ravoravo ny tany efitra sy ny tany karankaina, mibitaka ny tany ngazana sady mamony tahaka ny lisy;
malagasy
Ravoravo ny efitra sy ny tany karankaina, ary ny tani-hay mifaly sy mamony tahaka ny lilia.