Isaiah 35:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampaherezonareo ny tanana miraviravy ary hatanjaho ny lohalika malemy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatanjaho ny tanana osa, herezo ny lohalika mangozohozo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampaherezo ny tanana miraviravy ary hatanjaho ny lohalika malemy.
Malagasy Bible 1865
Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampaherezonareo ny tanana miraviravy ary hatanjaho ny lohalika malemy;
malagasy
Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy.