Isaiah 35:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hampahiratina ny mason’ny jamba ary hampandrenesina ny sofin’ny marenina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay dia hahiratra ny mason’ny jamba, halady ny sofin’ny marenina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hahiratra ny mason’ny jamba ary handre ny sofin’ny marenina.
Malagasy Bible 1865
Dia hampahiratina ny mason'ny jamba, ary hampahaladina ny sofin'ny marenina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hampahiratina ny mason’ny jamba ary hampandrenesina ny sofin’ny marenina.
malagasy
Dia hampahiratina ny mason'ny jamba, ary hampahaladina ny sofin'ny marenina.