Isaiah 36:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijoro i Rabsake ka niantso tamin’ny feo mahery tamin’ny teny jiosy hoe: Henoy ny tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso ny lehiben’ny mpandroso divay ka nanao feo avo niantso tamin’ny teny jodaika nanao hoe: Mihainoa, ianareo, ny tenin’ny mpanjaka lehibe, mpanjakan’i Asiria!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijaridina ilay dekà, ka nihiaka mafy tamin’ny teny hebreo hoe: «Henoy ny tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria,
Malagasy Bible 1865
Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin'ny feo mahery tamin'ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijoro i Rabsake ka niantso tamin’ny feo mahery tamin’ny teny jiosy hoe: Henoy ny tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria!
malagasy
Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin'ny feo mahery tamin'ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria.