Isaiah 36:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mandra-piaviko hitondra anareo ho any amin’izay tany tahaka ny taninareo, dia tany misy vary sy ranom-boaloboka, tany misy mofo sy tanim-boaloboka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandra-piaviko hitondra anareo, ho any amin’ny tany toy ny anareo, dia tany misy vary aman-divay, tany misy mofo amam-boaloboka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy aho atsy ho atsy hitondra anareo ho any amin’ny tany tahaka ny anareo, dia tany be varim-bazaha hanaova-mofo sy tany be voaloboka hanaovan-divay.
Malagasy Bible 1865
mandra-pihaviko hitondra anareo ho any amin'izay tany tahaka ny taninareo, dia tany misy vary sy ranom-boaloboka, tany misy mofo sy tanim-boaloboka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mandra-piaviko hitondra anareo ho any amin’izay tany tahaka ny taninareo, dia tany misy vary sy ranom-boaloboka, tany misy mofo sy tanim-boaloboka.
malagasy
mandra-pihaviko hitondra anareo ho any amin'izay tany tahaka ny taninareo, dia tany misy vary sy ranom-boaloboka, tany misy mofo sy tanim-boaloboka.