Isaiah 36:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza moa ny andriamanitr’i Hamata sy i Arpada? Ary aiza koa ny andriamanitr’i Sefarvaima? Nahavonjy an’i Samaria tamin’ny tanako va ireo andriamaniny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza ny andriamanitr’i Emata sy i Arfada? Aiza ny andriamanitr’i Sefarvaima? Moa nanafaka an’i Samaria tamin’ny tanako va ireny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aiza ny andriamanitr’i Hamata sy i Arpada? Aiza ny andriamanitr’i Sefarvaîma? Moa nisy nahavonjy an’i Samaria tamin’ny tanako va ireo andriamaniny?
Malagasy Bible 1865
Aiza moa ny andriamanitr'i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Nahavonjy an'i Samaria tamin'ny tanako va ireo andriamaniny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza moa ny andriamanitr’i Hamata sy i Arpada? Ary aiza koa ny andriamanitr’i Sefarvaima? Nahavonjy an’i Samaria tamin’ny tanako va ireo andriamaniny?
malagasy
Aiza moa ny andriamanitr'i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Nahavonjy an'i Samaria tamin'ny tanako va ireo andriamaniny?