Isaiah 36:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naniraka an’i Rabsake mbamin’ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin’i Hezekia mpanjaka ny mpanjakan’i Asiria. Dia nitsangana teo anilan’ny lakandrano amin’ny kamory ambony izy, teo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nirahin’ny mpanjakan’i Asiria ny lehiben’ny mpandroso divay aminy nitondra miaramila maro, avy ao Lakisa ho any Jerosalema, amin’i Ezekiasa mpanjaka; nijanona teo amin’ny lakan-drano amin’ny kamory ambony, eo amin’ny lalana mamkamin’ny sahan’ny Mpamotsy lamba, ny lehiben’ny mpandroso divay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpanjakan’i Asiria izay tao Lakisy, dia naniraka ny dekàny notronin’ny miaramila marobe hankany amin’i Hezekià mpanjaka, any Jerosalema. Nijanona takaikin’ny lakan-drano mankany amin’ny dobo ambony ilay iraka, teo amin’ny lalana mankamin’ny sahan’ny Mpanasa lamba.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'i Asyria naniraka an-dRabsake mbamin'ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin'i Hezekia mpanjaka. Dia nitsangana teo anilan'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony izy, teo an-dalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naniraka an’i Rabsake mbamin’ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin’i Hezekia mpanjaka ny mpanjakan’i Asiria. Dia nitsangana teo anilan’ny lakandrano amin’ny kamory ambony izy, teo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.
malagasy