Isaiah 36:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nangina anefa ny olona ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraimbava akory aza, satria ny mpanjaka dia efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangina tsy nisy namaly izy ireo na dia teny indraimbava aza, satria efa nodidian’ny mpanjaka hoe: «Aza mamaly azy ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nangina ny olona izay teo ka tsy nisy namaly an’ilay lehiben’ny toby asirianina akory na dia teny indraim-bava aza, satria izany no baikon’i Hezekià mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Nefa nangina ny olona, ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraim-bava akory aza, satria ny mpanjaka efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nangina anefa ny olona ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraimbava akory aza, satria ny mpanjaka dia efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.
malagasy
Nefa nangina ny olona, ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraim-bava akory aza, satria ny mpanjaka efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.Ary Eliakima, zanak'i Hilkia, izay lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak'i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin'i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy.